1 Corinthians 1:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ary ny iva razana amin’izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin’Andriamanitra, dia ny atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary izay iva razana amana faneso amin’izao tontolo, dia ny atao ho tsy misy aza, no nofidin’Andriamanitra hahatsinontsinona ny misy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary izay noheverin’izao tontolo izao ho ambany sy fanaratsy, dia izay ataony tsy ho zavatra, no voafidin’Andriamanitra hahatsinontsinona izay ataon’izao tontolo izao ho zavatra,
Malagasy Bible 1865
ary ny iva razana amin'izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin'Andriamanitra, dia ny atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ary ny iva razana amin’izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin’Andriamanitra, dia ny atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy,
malagasy
ary ny iva razana amin'izao tontolo izao sy izay fanevateva no nofidin'Andriamanitra, dia ny atao ho tsy misy aza, mba hahafoana ny misy,