1 Corinthians 1:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba tsy hisy nofo hahazo hirehareha eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hisy nofo hirehareha eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
mba tsy hisy mihitsy olombelona mahazo mirehareha eo anatrehan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
mba tsy hisy nofo hahazo mirehareha eo anatrehan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba tsy hisy nofo hahazo hirehareha eo anatrehan’Andriamanitra.
malagasy
mba tsy hisy nofo hahazo mirehareha eo anatrehan'Andriamanitra.