1 Corinthians 1:31 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
mba ho araka ny voasoratra hoe: «Izay mirehareha, aoka NY TOMPO no ho reharehany» (Jer 9.23).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba ho tanteraka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka ny Tompo no ho reharehany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, araka ny voalazan’ny Soratra Masina, «izay mirehareha, dia ny nataon’ny Tompo no aoka hireharehany.»
Malagasy Bible 1865
mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany (Jery. 9. 23).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
mba ho araka ny voasoratra hoe: «Izay mirehareha, aoka NY TOMPO no ho reharehany» (Jer 9.23).
malagasy
mba ho araka ny voasoratra hoe: Izay mirehareha, aoka Jehovah no ho reharehany (Jery. 9. 23).