1 Corinthians 1:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena anareo ao amin’i Kristy Jesosy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isaorako an’Andriamanitra mandrakariva ny aminareo, noho ny fahasoavan’Andriamanitra nomena anareo ao amin’i Jesoa Kristy:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Velom-pisaorana mandrakariva an’Andriamanitro ny aminareo aho noho ny fahasoavana efa nomeny anareo izay tafaray amin’i Kristy Jesoa.
Malagasy Bible 1865
Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena anareo ao amin'i Kristy Jesosy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Misaotra an’Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan’Andriamanitra izay nomena anareo ao amin’i Kristy* Jesosy,
malagasy
Misaotra an'Andriamanitro mandrakariva ny aminareo aho noho ny fahasoavan'Andriamanitra izay nomena anareo ao amin'i Kristy Jesosy,