1 Corinthians 1:5 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ny nampanankarena anareo ao Aminy amin’ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa noho ny firaisanareo aminy, tonga manan-karena amin’ny zavatra rehetra ianareo, dia amin’ny teny rehetra sy amin’ny fahalalana rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, noho ianareo tafaray amin’i Kristy Jesoa no mampanankarena anareo amin’ny fanomezana rehetra, dia ny teny sy ny fahalalana rehetra.
Malagasy Bible 1865
dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin'ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ny nampanankarena anareo ao Aminy amin’ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra,
malagasy
dia ny nampananana harena anareo ao aminy amin'ny zavatra rehetra, na ny teny rehetra, na ny fahalalana rehetra,