1 Corinthians 1:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
araka ny niorenan’ny filazana an’i Kristy teo aminareo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary noho ny niorenan’ny Evanjelin’i Kristy eo aminareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izay nijoroana ho vavolombelona momba an’i Kristy dia efa tafaorina mafy ao aminareo,
Malagasy Bible 1865
araka ny niorenan'ny filazana an'i Kristy teo aminareo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
araka ny niorenan’ny filazana an’i Kristy teo aminareo,
malagasy
araka ny niorenan'ny filazana an'i Kristy teo aminareo,