1 Corinthians 1:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
koa tsy misy tsy anananareo ny fanomezam-pahasoavana rehetra, eo am-piandrasana ny fisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia tsy latsa-danja noho ny hafa ianareo amin’ny fahasoavana rehetra, hany ka miandry amim-pitokiana ny fisehoan’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka tsy misy fanomezam-pahasoavana tsy anananareo eo am-piandrasana ny hisehoan’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
ka dia tsy latsaka amin'ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
koa tsy misy tsy anananareo ny fanomezam-pahasoavana rehetra, eo am-piandrasana ny fisehoan’i Jesosy Kristy Tompontsika
malagasy
ka dia tsy latsaka amin'ny fanomezam-pahasoavana rehetra ianareo, miandry ny fisehoan'i Jesosy Kristy Tompontsika,