1 Corinthians 1:8 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
izay hampiorina anareo koa hatramin’ny farany ka tsy hanan-tsiny ianareo amin’ny andron’i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izy ihany koa no hampiorina anareo hatramin’ny farany, mba tsy hanan-tsiny ianareo amin’ny andron’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Andriamanitra koa no hampiorina anareo hatramin’ny farany, ka tsy hanananareo tsiny amin’ny andro hiavian’i Jesoa Kristy Tompontsika.
Malagasy Bible 1865
Izay hampiorina anareo koa hatramin'ny farany, ka dia tsy hanan-tsiny ianareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
izay hampiorina anareo koa hatramin’ny farany ka tsy hanan-tsiny ianareo amin’ny andron’i Jesosy Kristy Tompontsika.
malagasy
Izay hampiorina anareo koa hatramin'ny farany, ka dia tsy hanan-tsiny ianareo amin'ny andron'i Jesosy Kristy Tompontsika.