1 Corinthians 10:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa tao ambanin’ny rahona ny razantsika rehetra, namakivaky ny ranomasina izy rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry kristianina havana, fa tambanin’ny rahona ny razantsika rehetra; namaky ny ranomasina izy rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tiako hotsarovanareo, ry havako, izay nanjo ireo razantsika niara-dia tamin’i Mosesy. Tambanin’ny rahona izy rehetra; ary namakivaky ny Ranomasina Mena izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa ny razantsika rehetra dia tambanin'ny rahona, ary izy rehetra namaky ny ranomasina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa tao ambanin’ny rahona ny razantsika rehetra, namakivaky ny ranomasina izy rehetra,
malagasy
[Fananarana fandrao misy manaram-po araka ny nofo ka tratry ny loza] Fa tsy tiako tsy ho fantatrareo, ry rahalahy, fa ny razantsika rehetra dia tambanin'ny rahona, ary izy rehetra namaky ny ranomasina,