1 Corinthians 10:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary izany dia nanjo azy ireny mba ho anatra sady voasoratra koa ho fananarana antsika izay iharan’izao andro farany izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nozoin’izany rehetra izany izy ireny mba ho anatry ny sasany; ary nosoratana izany mba ho fananarana antsika tratr’izao andro farany izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany fahoriana rehetra izany dia nihatra tamin’izy ireny ho ohatra fananarana, ary natao an-tsoratra ho fampitandremana antsika izay mby eo an-katoky ny andro farany.
Malagasy Bible 1865
Ary izany dia nanjo azy mba ho anatra, sady voasoratra izany ho fananarana antsika izay niharan'ny faran'izao tontolo izao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary izany dia nanjo azy ireny mba ho anatra sady voasoratra koa ho fananarana antsika izay iharan’izao andro farany izao.
malagasy
Ary izany dia nanjo azy mba ho anatra, sady voasoratra izany ho fananarana antsika izay niharan'ny faran'izao tontolo izao.