1 Corinthians 10:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa izay milaza azy fa mijoro tsara dia aoka izy hitandrina fandrao ho lavo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa aoka àry izay manao ny tenany ho mijoro tsara, hitandrina sao lavo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa amin’izany, izay manao ny tenany ho mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina sao lavo.
Malagasy Bible 1865
Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa izay milaza azy fa mijoro tsara dia aoka izy hitandrina fandrao ho lavo.
malagasy
Koa izay manao azy fa efa mijoro tsara, dia aoka izy hitandrina, fandrao ho lavo.