1 Corinthians 10:14 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa amin’izany, ry malala, dia mandosira ny fanompoan-tsampy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, ry malala, halaviro ny fanompoan-tsampy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, ry hava-malalako, andosiro ny fanompoan-tsampy.
Malagasy Bible 1865
Koa amin'izany, ry malala, mandosira ny fanompoan-tsampy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa amin’izany, ry malala, dia mandosira ny fanompoan-tsampy.
malagasy
Koa amin'izany, ry malala, mandosira ny fanompoan-tsampy.