1 Corinthians 10:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Milaza toy ny amin’ny olona manan-tsaina aho; hevero izay lazaiko aminareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Miteny aminareo toy ny amin’ny olona manan-tsaina aho, ka tsaraonareo izay lazaiko.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Olona manan-tsaina ianareo no itenenako, ka tsaraonareo izay lazaiko.
Malagasy Bible 1865
Miteny toy ny amin'ny olo-manan-tsaina aho; heveronareo izay lazaiko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Milaza toy ny amin’ny olona manan-tsaina aho; hevero izay lazaiko aminareo.
malagasy
Miteny toy ny amin'ny olo-manan-tsaina aho; heveronareo izay lazaiko.