1 Corinthians 10:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Satria iray ihany ny mofo dia tena iray ihany isika na dia maro aza; fa isika rehetra dia samy mandray amin’izany mofo iray izany avokoa.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria iray ihany ny mofo, ka dia tena iray ihany koa isika na dia maro aza, fa mofo iray ihany no iombonantsika rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria iray ihany ny mofo, dia tena iray ihany isika na dia maro aza, noho isika rehetra miombona anjara amin’ny mofo iray ihany.
Malagasy Bible 1865
Satria iray ihany ny mofo, dia tena iray ihany isika na dia maro aza; fa isika rehetra dia samy mandray amin'izany mofo iray izany avokoa.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Satria iray ihany ny mofo dia tena iray ihany isika na dia maro aza; fa isika rehetra dia samy mandray amin’izany mofo iray izany avokoa.
malagasy
Satria iray ihany ny mofo, dia tena iray ihany isika na dia maro aza; fa isika rehetra dia samy mandray amin'izany mofo iray izany avokoa.