1 Corinthians 10:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indreo ny Israely araka ny nofo; moa tsy mpiombona amin’ny alitara va izay mihinana ny fanatitra?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Jereo ange i Israely araka ny nofo e: moa tsy mpiombona amin’ny ôtely va, ireo mihinana amin’ny fanatitra atao sorona?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Jereo ny vahoaka Israely ara-tantara: Ireo mihinana amin’ny fanatitra atao sorona dia miombona amin’Andriamanitra Izay nanokanana ny alitara fisoronana.
Malagasy Bible 1865
Indreo ny Isiraely araka ny nofo; moa izay mihinana ny fanatitra tsy mpiombona amin'ny alitara va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indreo ny Israely araka ny nofo; moa tsy mpiombona amin’ny alitara va izay mihinana ny fanatitra?
malagasy
Indreo ny Isiraely araka ny nofo; moa izay mihinana ny fanatitra tsy mpiombona amin'ny alitara va?