1 Corinthians 10:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Inona ary no holazaiko? Mety ho zavatra misy heviny va ny hena aterina amin’ny sampy, ary mety ho zavatra tena izy va ny sampy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Inona àry no lazaiko? Moa mba zavatra ihany va ny hena naterina tamin’ny sampy; na moa mba zavatra koa va ny sampy?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Inona àry no holazaiko? Moa tena zavatra ihany ve ny sampy na ny hena atao sorona ho an’ny sampy?
Malagasy Bible 1865
Inona ary no holazaiko? Mety ho zavatra va ny hena aterina amin'ny sampy, na mety ho zavatra va ny sampy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Inona ary no holazaiko? Mety ho zavatra misy heviny va ny hena aterina amin’ny sampy, ary mety ho zavatra tena izy va ny sampy?
malagasy
Inona ary no holazaiko? Mety ho zavatra va ny hena aterina amin'ny sampy, na mety ho zavatra va ny sampy?