1 Corinthians 10:2 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
natao batisa ho amin’i Mosesy tao amin’ny rahona sy ny ranomasina izy rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary natao batemy tamin’i Môizy tao amin’ny rahona sy ny ranomasina izy rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Natao batisa tao amin’izany rahona sy ranomasina izany izy rehetra mba ho tafaray amin’i Mosesy.
Malagasy Bible 1865
ary izy rehetra dia natao batisa ho amin'i Mosesy tao amin'ny rahona sy ny ranomasina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
natao batisa ho amin’i Mosesy tao amin’ny rahona sy ny ranomasina izy rehetra,
malagasy
ary izy rehetra dia natao batisa ho amin'i Mosesy tao amin'ny rahona sy ny ranomasina,