1 Corinthians 10:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsia, fa izay zavatra atolotry ny Jentilisa ho fanatitra dia atolony ho an’ny demonia fa tsy ho an’Andriamanitra (Deo 32.17); koa tsy tiako ho mpiombona amin’ny demonia ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsia, fa ny zavatra aterin’ny Jentily ho fanatitra, dia ataony sorona amin’ny demony, fa tsy amin’Andriamanitra, ka tsy tiako ho mpiombona amin’ny demony ianareo. Tsy azonareo atao ny sady hisotro amin’ny kalisin’ny Tompo no hisotro amin’ny kalisin’ny demony koa;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, fa ny zavatra atao sorona amin’ny sampy dia aterina ho an’ny demony fa tsy ho an’Andriamanitra; ka tsy tiako ho mpiombona amin’ny demony ianareo.
Malagasy Bible 1865
Tsia, fa izay zavatra aterin'ny jentilisa ho fanatitra, dia ateriny amin'ny demonia, fa tsy amin'Andriamanitra (Deo. 32. 17); koa tsy tiako ho mpiombona amin'ny demonia ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsia, fa izay zavatra atolotry ny Jentilisa* ho fanatitra dia atolony ho an’ny demonia fa tsy ho an’Andriamanitra (Deo 32.17); koa tsy tiako ho mpiombona amin’ny demonia ianareo.
malagasy
Tsia, fa izay zavatra aterin'ny jentilisa ho fanatitra, dia ateriny amin'ny demonia, fa tsy amin'Andriamanitra (Deo. 32. 17); koa tsy tiako ho mpiombona amin'ny demonia ianareo.