1 Corinthians 10:21 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy afaka sady hisotro amin’ny kapoaky ny Tompo ianareo no hisotro amin’ny kapoaky ny demonia; tsy afaka sady hihinana amin’ny latabatry ny Tompo ianareo no sady hihinana amin’ny latabatry ny demonia.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy azonareo atao ny sady hihinana amin’ny latabatry ny Tompo no hihinana amin’ny latabatry ny demony koa.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy azonareo atao ny hisotro ny fisotro aroson’ny Tompo no sady hisotro ny fisotro aroson’ny demony; tsy azonareo atao ny hiombona anjara amin’ny sakafo aroson’ny Tompo no sady hiombona anjara amin’ny sakafo aroson’ny demony.
Malagasy Bible 1865
Tsy mahazo misotro amin'ny kapoaky ny Tompo sy ny kapoaky ny demonia ianareo; tsy mahazo mihinana amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)

malagasy
Tsy mahazo misotro amin'ny kapoaky ny Tompo sy ny kapoaky ny demonia ianareo; tsy mahazo mihinana amin'ny latabatry ny Tompo sy ny latabatry ny demonia ianareo.