1 Corinthians 10:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Azo atao ny zavatra rehetra, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; azo atao ny zavatra rehetra, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy misy fady ny zavatra rehetra nefa tsy àry mahasoa avokoa izy rehetra; tsy misy fady ny zavatra rehetra, nefa tsy àry mahasoa fanahin’olona avokoa izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Azo atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy ary mahasoa avokoa. «Azo atao ny zavatra rehetra», hoy aho, kanefa tsy ary mampandroso amin’ny finoana avokoa.
Malagasy Bible 1865
Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Azo atao ny zavatra rehetra, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; azo atao ny zavatra rehetra, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.
malagasy
Ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mahasoa; ny zavatra rehetra azo atao, nefa tsy ny zavatra rehetra no mampandroso.