1 Corinthians 10:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany fa ny hahasoa ny namany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza misy mitady ny ho an’ny tenany, fa ny ho an’ny namana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza ny soa ho an’ny tena no katsahina fa ny ho an’ny namana.
Malagasy Bible 1865
Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany fa ny hahasoa ny namany.
malagasy
Aoka tsy hisy olona hitady ny hahasoa ny tenany, fa ny hahasoa ny namany.