1 Corinthians 10:25 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano fa aza manontany akory noho ny fieritreretana;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hano avokoa izay amidy any an-tsena, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hano avokoa izay hena amidy eny an-tsena, fa aza velom-panontaniana akory noho ny fieritreretana;
Malagasy Bible 1865
Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano fa aza manontany akory noho ny fieritreretana;
malagasy
Izay hena rehetra amidy eny an-tsena dia hano, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana;