1 Corinthians 10:26 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
fa «an’NY TOMPO ny tany sy izay rehetra eo aminy» (Sal 24.1).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria an’Andriamanitra daholo ny tany sy ny zavatra rehetra ao aminy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria «an’ny Tompo izao tany izao sy ny zavatra rehetra ao aminy », hoy ny Soratra Masina.
Malagasy Bible 1865
fa an'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy (Sal. 24. 1).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
fa «an’NY TOMPO ny tany sy izay rehetra eo aminy» (Sal 24.1).
malagasy
fa an'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy (Sal. 24. 1).