1 Corinthians 10:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary raha misy amin’ny tsy mino manasa anareo ka ta handeha ianareo dia hano izay arosony eo anoloanareo fa aza manontany akory noho ny fieritreretana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misy tsy mpino manasa anareo, ka te handeha ianareo, dia hano izay arosony anareo, ary aza manontany akory noho ny fieritreretana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha asain’ny tsy mpino hisakafo ianareo, ka manaiky hankany, dia hano izay arosony anareo fa aza velom-panontaniana akory noho ny fieritreretanareo.
Malagasy Bible 1865
Ary raha misy amin'ny tsy mino manasa anareo, ka ta-handeha ianareo, dia hano izay arosony eo anoloanareo, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary raha misy amin’ny tsy mino manasa anareo ka ta handeha ianareo dia hano izay arosony eo anoloanareo fa aza manontany akory noho ny fieritreretana.
malagasy
Ary raha misy amin'ny tsy mino manasa anareo, ka ta-handeha ianareo, dia hano izay arosony eo anoloanareo, fa aza manontany akory noho ny fieritreretana.