1 Corinthians 10:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fieritreretana, hoy aho, tsy ny an’ny tenanao fa ny an’ny olon-kafa; fa nahoana ny fahafahako no hotsarain’ny fieritreretan’ny olon-kafa?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny kônsiansy antsoiko amin’izany, dia tsy ny anao, fa ny an’ny hafa; satria ahoana no hifehezan’ny kônsiansin’olon-kafa ny fahafahako?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
tsy ny fieritreretanareo tsy akory izany lazaiko izany, fa ny an’ilay niteny taminareo. «Fa nahoana kosa moa», hoy ny sasany, «no hofeperan’izay fieritreretan’olon-kafa ny fahafahako?
Malagasy Bible 1865
Fieritreretana, hoy izaho, tsy ny an'ny tenanano, fa ny an'ny olon-kafa; fa nahoana ny fahafahako no dia tsarain'ny fieritreretan'ny olon-kafa?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fieritreretana, hoy aho, tsy ny an’ny tenanao fa ny an’ny olon-kafa; fa nahoana ny fahafahako no hotsarain’ny fieritreretan’ny olon-kafa?
malagasy
Fieritreretana, hoy izaho, tsy ny an'ny tenanano, fa ny an'ny olon-kafa; fa nahoana ny fahafahako no dia tsarain'ny fieritreretan'ny olon-kafa?