1 Corinthians 10:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nihinana ny sakafo ara-panahy iray ihany izy rehetra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
hanina ara-panahy iray ihany no nohanin’izy rehetra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nihinana sakafom-panahy iray ihany izy rehetra;
Malagasy Bible 1865
ary izy rehetra nihinana ny fihinam-panahy iray ihany,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nihinana ny sakafo ara-panahy iray ihany izy rehetra,
malagasy
ary izy rehetra nihinana ny fihinam-panahy iray ihany,