1 Corinthians 10:30 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha amin’ny fisaorana no ihinanako izany, nahoana aho no tenenina ratsy amin’izay anaovako fisaorana?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Raha misaotra koa aho no mihinana, ahoana no hanomezan-tsiny ahy amin’ny zavatra anaovako fisaorana?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Raha isaorako an’Andriamanitra izany sakafo haniko izany, nahoana no dia hanomezan-tsiny ahy amin’ny hanina izay isaorako an’Andriamanitra?»
Malagasy Bible 1865
Fa raha amin'ny fisaorana no andraisako izany, nahoana aho no tenenina ratsy amin'izay anaovako fisaorana?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha amin’ny fisaorana no ihinanako izany, nahoana aho no tenenina ratsy amin’izay anaovako fisaorana?
malagasy
Fa raha amin'ny fisaorana no andraisako izany, nahoana aho no tenenina ratsy amin'izay anaovako fisaorana?