1 Corinthians 10:32 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny Jentilisa na ny fiangonan’Andriamanitra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aza manao izay hanafintohina ny Jody, na ny Jentily, na ny Eglizin’Andriamanitra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aza manao izay hahasolafaka olona amin’ny ratsy, na Jiosy izy na hafa firenena na ny Fiangonan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny jentilisa na ny fiangonan'Andriamanitra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy* na ny Jentilisa* na ny fiangonan’Andriamanitra,
malagasy
Aza manao izay hahatafintohina ny Jiosy na ny jentilisa na ny fiangonan'Andriamanitra,dia tahaka ahy koa manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin'ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany, fa ny mahasoa ny maro mba hovonjena izy.