1 Corinthians 10:33 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia tahaka ahy koa, manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin’ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany fa ny mahasoa ny maro mba hahatonga azy hovonjena.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa toy ny ataoko, dia manao izay hahafaly ny olona rehetra amin’ny zavatra rehetra aho, ka tsy mitady ny ho an’ny tenako, fa ny ho an’ny be sy ny maro, mba ho voavonjy izy rehetra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mba manaova tahaka ahy, fa iezaho izay hahafaly ny olona rehetra amin’ny zavatra rehetra; ka tsy ny soa ho an’ny tenako no katsahiko, fa ny ho an’ny besinimaro, mba ho voavonjy izy rehetra.
Malagasy Bible 1865
dia tahaka ahy koa manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin'ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany, fa ny mahasoa ny maro mba hovonjena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia tahaka ahy koa, manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin’ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany fa ny mahasoa ny maro mba hahatonga azy hovonjena.
malagasy
dia tahaka ahy koa manao izay hahafinaritra ny olona rehetra amin'ny zavatra rehetra ka tsy mitady ny mahasoa ahy ihany, fa ny mahasoa ny maro mba hovonjena izy.