1 Corinthians 10:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
nisotro ny fisotro ara-panahy iray ihany izy rehetra; fa nisotro tamin’ny vatolampy ara-panahy izay nanaraka azy izy rehetra, ary Kristy izany vatolampy izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ary fisotro ara-panahy iray ihany no nosotroin’izy rehetra, satria nisotro tamin’ny vatolampy ara-panahy izay nanaraka Azy izy ireo, ary i Kristy izany vatolampy izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ary nisotro fisotrom-panahy iray ihany izy rehetra; satria nisotro teo amin’ilay vatolampy ara-panahy tafara-dia taminy: ka izany vatolampy izany dia i Kristy.
Malagasy Bible 1865
ary izy rehetra nisotro ny fisotrom-panahy iray ihany; fa nisotro tamin'ny vatolampy fanahy izay nanaraka azy izy, ary Kristy izany vatolampy izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
nisotro ny fisotro ara-panahy iray ihany izy rehetra; fa nisotro tamin’ny vatolampy ara-panahy izay nanaraka azy izy rehetra, ary Kristy* izany vatolampy izany.
malagasy
ary izy rehetra nisotro ny fisotrom-panahy iray ihany; fa nisotro tamin'ny vatolampy fanahy izay nanaraka azy izy, ary Kristy izany vatolampy izany.