1 Corinthians 10:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nefa ny ankabeazany dia tsy sitrak’Andriamanitra fa naringana tany an-tany efitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy sitrak’Andriamanitra anefa ny ankabeazan’izy ireny, fa lambam-bary tany an’efitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa tsy sitrak’Andriamanitra ny ankabeazan-dry zareo ka maty ripaka tany an-taniefitra.
Malagasy Bible 1865
Nefa ny ankabiazany dia tsy sitrak'Andriamanitra, fa naringana tany an-efitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nefa ny ankabeazany dia tsy sitrak’Andriamanitra fa naringana tany an-tany efitra.
malagasy
Nefa ny ankabiazany dia tsy sitrak'Andriamanitra, fa naringana tany an-efitra.