1 Corinthians 10:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany zavatra izany dia tonga anatra ho antsika mba tsy hitsiriritra zava-dratsy isika toy ny nitsiriritan’izy ireny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary izany zavatra izany dia tonga mba ho anatra ho antsika, mba tsy hitsiriritra ny ratsy isika, toy ny nitsiriritan’ireny,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Nitranga ireny zavatra ireny ho ohatra fananarana antsika, mba tsy hitsiriritantsika ny ratsy tahaka ny nahavoa an-dry zareo.
Malagasy Bible 1865
Ary izany zavatra izany dia tonga anatra ho antsika, mba tsy ho mpila zava-dratsy isika toy ny nilan'ireny.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany zavatra izany dia tonga anatra ho antsika mba tsy hitsiriritra zava-dratsy isika toy ny nitsiriritan’izy ireny.
malagasy
Ary izany zavatra izany dia tonga anatra ho antsika, mba tsy ho mpila zava-dratsy isika toy ny nilan'ireny.