1 Corinthians 10:7 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy ho mpanompo sampy ianareo, tahaka ny sasany tamin-dry zareo, araka ny voasoratra hoe: «Nipetraka hihinana sy hisotro ny olona dia nitsangana hilalao» (Eks 32.6).
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy ho tonga mpanompo sampy ianareo, toy ny sasany tamin’ireny, araka ny voasoratra hoe: Nipetraka hihinana sy hisotro ny olona, dia nitsangana hilalao;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ianareo tsy ho mpanompo sampy toy ny nataon’ny sasany tamin’ireny, araka ny voalazan’ny Soratra Masina hoe: «Nipetraka hihinana sy hisotro ny olona ary dia nitsangana hilalao.»
Malagasy Bible 1865
Ary aoka tsy ho mpanompo sampy ianareo tahaka ny sasany amin'ireny, araka ny voasoratra hoe: Ny olona nipetraka hihinana sy hisotro, dia nitsangana hilalao (Eks. 32. 6).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy ho mpanompo sampy ianareo, tahaka ny sasany tamin-dry zareo, araka ny voasoratra hoe: «Nipetraka hihinana sy hisotro ny olona dia nitsangana hilalao» (Eks 32.6).
malagasy
Ary aoka tsy ho mpanompo sampy ianareo tahaka ny sasany amin'ireny, araka ny voasoratra hoe: Ny olona nipetraka hihinana sy hisotro, dia nitsangana hilalao (Eks. 32. 6).