1 Corinthians 10:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka tsy hijangajanga isika tahaka ny sasany tamin-dry zareo ka telo arivo sy roa alina no ringana indray andro.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
mba tsy hijangajanga isika, tahaka ny sasany tamin’ireny, ka telo arivo sy roa alina izy no maty indray andro monja.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka isika tsy ho mpijangajanga toy ny nataon’ny sasany tamin’ireny, izay nahafatesana 23 000 indray andro monja.
Malagasy Bible 1865
Ary aoka tsy hijangajanga isika tahaka ny sasany tamin'ireny, ka telo arivo amby roa alina no ringana indray andro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka tsy hijangajanga isika tahaka ny sasany tamin-dry zareo ka telo arivo sy roa alina no ringana indray andro.
malagasy
Ary aoka tsy hijangajanga isika tahaka ny sasany tamin'ireny, ka telo arivo amby roa alina no ringana indray andro.