1 Corinthians 11:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany no tokony hitondran’ny vehivavy mari-pahefana eo amin’ny lohany, noho ny amin’ny anjely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany no mahamety ny hananan’ny vehivavy sarim-pahefan’ny lehilahy eo amin’ny lohany, noho ny amin’ny Anjely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho ny amin’ny anjely àry, dia tokony hanao saron-doha ny vehivavy hahafantarana fa manaiky ny fahefàm-badiny izy.
Malagasy Bible 1865
Izany no mahamety ny vehivavy hisaron-doha noho ny amin'ny anjely.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany no tokony hitondran’ny vehivavy mari-pahefana eo amin’ny lohany, noho ny amin’ny anjely.
malagasy
Izany no mahamety ny vehivavy hisaron-doha noho ny amin'ny anjely.