1 Corinthians 11:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Kanefa ao amin’ny Tompo dia tsy misy vehivavy raha tsy misy lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy misy vehivavy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho ny lahatry ny Tompo anefa, dia tsy misy vehivavy raha tsy eo ny lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy eo ny vehivavy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa moa ho antsika tafaray amin’ny Tompo dia natao hifameno ny vehivavy sy ny lehilahy:
Malagasy Bible 1865
Kanefa ao amin'ny Tompo tsy misy vehivavy raha tsy misy lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy misy vehivavy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Kanefa ao amin’ny Tompo dia tsy misy vehivavy raha tsy misy lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy misy vehivavy.
malagasy
Kanefa ao amin'ny Tompo tsy misy vehivavy raha tsy misy lehilahy, ary tsy misy lehilahy raha tsy misy vehivavy.