1 Corinthians 11:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa toy ny niavian’ny vehivavy avy tamin’ny lehilahy dia toy izany koa no niavian’ny lehilahy avy tamin’ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no niavian’ny zavatra rehetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria ny vehivavy moa nalaina avy amin’ny lehilahy; ny lehilahy, ateraky ny vehivavy; fa ny zavatra rehetra kosa avy amin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria toy ny nakàna ny vehivavy avy amin’ny lehilahy no iterahan’ny vehivavy ny lehilahy; fa Andriamanitra kosa no iavian’ny zavatra rehetra.
Malagasy Bible 1865
Fa toy ny nihavian'ny vehivavy avy tamin'ny lehilahy, dia toy izany koa no nihavian'ny lehilahy avy tamin'ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no ihavian'ny zavatra rehetra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa toy ny niavian’ny vehivavy avy tamin’ny lehilahy dia toy izany koa no niavian’ny lehilahy avy tamin’ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no niavian’ny zavatra rehetra.
malagasy
Fa toy ny nihavian'ny vehivavy avy tamin'ny lehilahy, dia toy izany koa no nihavian'ny lehilahy avy tamin'ny vehivavy; fa Andriamanitra kosa no ihavian'ny zavatra rehetra.