1 Corinthians 11:13 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Aoka ianareo ihany no hitsara izao: Mety va raha mivavaka amin’Andriamanitra ny vehivavy ka tsy misaron-doha?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ianareo ihany no aoka hitsara: manendrika ny vehivavy va ny mivavaka amin’Andriamanitra tsy misaron-doha?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ianareo ihany no aoka hitsara: mety ve raha tsy misaron-doha ny vehivavy no mivavaka amin’Andriamanitra mandritra ny fanompoam-pivavahana?
Malagasy Bible 1865
Hevero ao am-ponareo: Mendrika va raha mivavaka amin'Andriamanitra ka tsy misaron-doha ny vehivavy?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Aoka ianareo ihany no hitsara izao: Mety va raha mivavaka amin’Andriamanitra ny vehivavy ka tsy misaron-doha?
malagasy
Hevero ao am-ponareo: Mendrika va raha mivavaka amin'Andriamanitra ka tsy misaron-doha ny vehivavy?