1 Corinthians 11:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy mampianatra va ianareo fa, araka ny fomba naharina azy, raha lava volo ny lehilahy dia mahafa-boninahitra azy izany?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Na izao fombantsika olombelona izao aza, moa tsy maneho amintsika va fa raha lehilahy no lava volo dia henatra ho azy izany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na dia ny toetra voajanahary izao aza ve tsy mampianatra antsika fa henatra ho an’ny lehilahy ny lava volo,
Malagasy Bible 1865
Tsy mampianatra anareo va izao fomban'ny zavatra rehetra izao fa raha lava volo ny lehilahy, dia mahafa-boninahitra azy izany?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy mampianatra va ianareo fa, araka ny fomba naharina azy, raha lava volo ny lehilahy dia mahafa-boninahitra azy izany?
malagasy
Tsy mampianatra anareo va izao fomban'ny zavatra rehetra izao fa raha lava volo ny lehilahy, dia mahafa-boninahitra azy izany?