1 Corinthians 11:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha lava volo kosa ny vehivavy dia voninahitra ho azy izany, fa ny volo no nomena azy ho fisaromana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa raha vehivavy kosa no lava volo dia voninahitra ho azy izany, satria ny volo no natao ho saron-dohany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
saingy voninahitra ho an’ny vehivavy kosa ny lava volo? Ny volo lava manko dia nomena ny vehivavy mba ho saron-dohany.
Malagasy Bible 1865
Fa raha lava volo kosa ny vehivavy, dia voninahitra ho azy izany fa ny volo no nomena azy ho fisaronana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha lava volo kosa ny vehivavy dia voninahitra ho azy izany, fa ny volo no nomena azy ho fisaromana.
malagasy
Fa raha lava volo kosa ny vehivavy, dia voninahitra ho azy izany fa ny volo no nomena azy ho fisaronana.