1 Corinthians 11:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha misy olona toa tia manohitra dia tsy fanaontsika izany sady tsy fanaon’ny fiangonan’Andriamanitra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary raha ady hevitra no tadiavin’ny sasany, dia tsy mba fombantsika izany, na fomban’ny Eglizin’Andriamanitra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Kanefa raha misy olona mbola liana ady hevitra, dia aoka ho fantany fa tsy mba fanaontsika izany na fanaon’ny Fiangonan’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa raha misy olona toa tia ady, dia tsy manana izany fanao izany isika, na ny fiangonan'Andriamanitra.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha misy olona toa tia manohitra dia tsy fanaontsika izany sady tsy fanaon’ny fiangonan’Andriamanitra.
malagasy
Fa raha misy olona toa tia ady, dia tsy manana izany fanao izany isika, na ny fiangonan'Andriamanitra.