1 Corinthians 11:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izao didy ataoko aminareo izao dia tsy mankasitraka anareo aho tsy akory, satria tsy miangona hihatsara ianareo fa hiharatsy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy izany ihany no andidiako anareo, fa mba misy tsy iderana anareo, dia ny iangonanareo tsy hihatsara fa hiharatsy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ary amin’izao fepetra hataoko izao, dia tsy hidera anareo aho tsy akory satria ny fiarahanareo miangona dia tsy mampandroso amin’ny tsara fa vao mainka manimba.
Malagasy Bible 1865
Ary raha manao izao didy izao aho, dia tsy midera anareo tsy akory, satria tsy miangona hihatsara ianareo, fa hiharatsy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izao didy ataoko aminareo izao dia tsy mankasitraka anareo aho tsy akory, satria tsy miangona hihatsara ianareo fa hiharatsy.
malagasy
[Ny amin'ny Fanasan'ny Tompo] Ary raha manao izao didy izao aho, dia tsy midera anareo tsy akory, satria tsy miangona hihatsara ianareo, fa hiharatsy.