1 Corinthians 11:18 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa voalohany indrindra, rehefa miangona ao am-piangonana ianareo, dia reko fa misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa voalohany, reko fa raha miangona hanao fivoriana ianareo, dia misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Voalohany indrindra dia reko fa rehefa miara-miangona ao am-piangonana ianareo, dia mifanao an-kolafiny, – ary mba inoako kely ihany izany.
Malagasy Bible 1865
Fa voalohany indrindra, raha miangona ao am-piangonana ianareo, dia reko fa misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa voalohany indrindra, rehefa miangona ao am-piangonana ianareo, dia reko fa misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany.
malagasy
Fa voalohany indrindra, raha miangona ao am-piangonana ianareo, dia reko fa misy fisarahana eo aminareo; ary mba misy inoako ihany izany.