1 Corinthians 11:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy maintsy misy fisarahan-tsaina eo aminareo mba ho hita eo aminareo izay olona voazaha toetra.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
satria tsy maintsy misy an-daniny maro eo aminareo, mba hihariharian’izay olona voazaha toetra eo aminareo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
(Tsy maintsy misy moa ny fitsitokotokoana eo aminareo mba hahitana tsara izay mahafatra-po eo aminareo.)
Malagasy Bible 1865
Fa tsy maintsy misy fitokoana eo aminareo, mba haseho eo aminareo izay olona ankasitrahana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy maintsy misy fisarahan-tsaina eo aminareo mba ho hita eo aminareo izay olona voazaha toetra.
malagasy
Fa tsy maintsy misy fitokoana eo aminareo, mba haseho eo aminareo izay olona ankasitrahana.