1 Corinthians 11:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa rehefa miangona ianareo dia tsy fihinanana ny Fanasan’ny Tompo akory no ataonareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka raha miangona ianareo, dia tsy mba ny Fanasan’ny Tompo intsony no haninareo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa miara-miangona àry ianareo, dia tsy ny hihinana ny Fanasan’ny Tompo velively;
Malagasy Bible 1865
Koa raha miangona ianareo, dia tsy misy hihinanana ny Fanasan'ny Tompo akory.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa rehefa miangona ianareo dia tsy fihinanana ny Fanasan’ny Tompo akory no ataonareo.
malagasy
Koa raha miangona ianareo, dia tsy misy hihinanana ny Fanasan'ny Tompo akory.