1 Corinthians 11:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa rehefa mihinana ianareo dia samy homana ny sakafony avy aloha; koa ny iray dia noana fa ny iray kosa dia mamo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa eo am-pihinanana dia samy homana ny sakafony avy aloha ianareo, ka ny sasany noana, ny sasany kosa mamo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria ny samy hihinana izay sakafony avy aloha no imasoan’ny tsirairay, ka dia ao ny noana ary ao kosa ny mamo.
Malagasy Bible 1865
Fa raha mihinana ianareo, dia samy homana ny sakafony avy aloha ianareo; koa ny anankiray dia noana, fa ny anankiray kosa mamo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa rehefa mihinana ianareo dia samy homana ny sakafony avy aloha; koa ny iray dia noana fa ny iray kosa dia mamo.
malagasy
Fa raha mihinana ianareo, dia samy homana ny sakafony avy aloha ianareo; koa ny anankiray dia noana, fa ny anankiray kosa mamo.