1 Corinthians 11:23 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa efa nandray tamin’ny Tompo izay natolotro anareo kosa aho, fa Jesosy Tompo tamin’iny alina izay namadihana Azy iny dia nandray mofo,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa izao no noraisiko tamin’ny Tompo sy nafindrako taminareo kosa: tamin’ny alina namadihana Azy iny i Jesoa dia nandray mofo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izao no hafatra noraisiko tamin’ny Tompo ary nampitaiko taminareo: I Jesoa Tompo tamin’ilay alina nanolorana Azy, dia nandray mofo;
Malagasy Bible 1865
Fa izaho efa nandray tamin'ny Tompo izay natolotro anareo kosa, fa Jesosy Tompo tamin'iny alina iny izay namadihana Azy, dia nandray mofo,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa efa nandray tamin’ny Tompo izay natolotro anareo kosa aho, fa Jesosy Tompo tamin’iny alina izay namadihana Azy iny dia nandray mofo,
malagasy
Fa izaho efa nandray tamin'ny Tompo izay natolotro anareo kosa, fa Jesosy Tompo tamin'iny alina iny izay namadihana Azy, dia nandray mofo,