1 Corinthians 11:27 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa na zovy na zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin’ny kapoaky ny Tompo amin’ny fomba tsy mendrika dia ho meloka ny amin’ny tena sy ny ran’ny Tompo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa na zovy na zovy mihinana ny mofo, na misotro amin’ny kalisin’ny Tompo tsy amim-pahamendrehana, dia meloka amin’ny Vatana sy ny Ran’ny Tompo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany na zovy na zovy mihinana ny mofo na misotro ny fisotro aroson’ny Tompo ka tsy amin-toe-panahy mendrika, dia ho meloka amin’ny tenan’ny Tompo sy ny rany.
Malagasy Bible 1865
Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa na zovy na zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin’ny kapoaky ny Tompo amin’ny fomba tsy mendrika dia ho meloka ny amin’ny tena sy ny ran’ny Tompo izy.
malagasy
Koa na zovy an zovy no mihinana ny mofo sy misotro amin'ny kapoaky ny Tompo amin'ny fanahy tsy mendrika, dia ho meloka ny amin'ny tena sy ny ran'ny Tompo izy.