1 Corinthians 11:28 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa aoka ny olona handini-tena, vao hihinana ny mofo sy hisotro amin’ny kapoaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Aoka àry handini-tena ny olona, izay vao hihinana ny mofo sy hisotro amin’ny kalisy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Aoka ny olona handini-tena vao mihinana amin’izany mofo izany sy misotro amin’izany kalisy izany;
Malagasy Bible 1865
Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin'ny kapoaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa aoka ny olona handini-tena, vao hihinana ny mofo sy hisotro amin’ny kapoaka.
malagasy
Fa aoka ny olona hamantatra ny tenany, dia aoka izy hihinana ny mofo sy hisotro amin'ny kapoaka.