1 Corinthians 11:29 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an’ny tenany raha tsy mamantatra ny tenan’ny Tompo izy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
fa izay mihinana sy misotro tsy amim-pamantarana ny Vatan’ny Tompo, dia mihinana sy misotro fanamelohana ny tenany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
satria izay mihinana amin’izany mofo izany ary misotro amin’izany kalisy izany nefa sy mamantatra ny tenan’ny Tompo, dia mihinana sy misotro hihantsiana ny sazin’Andriamanitra.
Malagasy Bible 1865
Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an'ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an’ny tenany raha tsy mamantatra ny tenan’ny Tompo izy.
malagasy
Fa izay rehetra mihinana sy misotro dia mihinana sy misotro fanamelohana ho an'ny tenany, raha tsy mamantatra ny tena izy.